TSIKY TOMANY - ANDRIANAIVO PAUL
Azo vakiana?
Tsikin'ny fitia mandrendrika ny fo,
Tsiky vesarana- tomany,
Lasa ratra no mibahana ao an-do,
Ny lasa omaly tadidy ihany.
Sokajy :
Aingam-panahy, Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : ANDRIANAIVO PAUL

Nampiditra : andrinaivopaul2016
Daty : 07/07/2017
Mpamangy : 1462
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
NY IANAONy Anjara
TENA FITIAVANA
FAHATSIAROVANA
MON AMOUR
RAHA MATY AHO
TIAKO NOHO IANAO
INDRISY MANTSY
DADA
TSY HAIKO