INDRISY MANTSY - ANDRIANAIVO PAUL
Azo vakiana?
Vao ary saino dia tsapako,
Fa hay ny fianana mandalo,
Lasa daholo ireo nantenaina teto an_tany,
Dia ireo izay nahita masoandro.
Mafy tokoa ny hanadino,
Ireo ny tantara nisy taloho,
Safosafo nomen'i Dada,
Arahin'ny tambitambin'i Neny..!
Mombamomba
Mpanoratra : ANDRIANAIVO PAUL

Nampiditra : andrinaivopaul2016
Daty : 21/01/2017
Mpamangy : 1329
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
NY IANAONy Anjara
TENA FITIAVANA
TSIKY TOMANY
FAHATSIAROVANA
MON AMOUR
RAHA MATY AHO
TIAKO NOHO IANAO
DADA
TSY HAIKO