FAHATSIAROVANA (ANDRIANAIVO PAUL )

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Enga anie ireo fahatsiarovana,
'Zay tinambatra ho sary,
Nieren'ny fahalovana,
Mba hiraikitra ho diary..!

Ka ny sento sy alahelo,
Nampitondra fiafiana,
Nahalasam-belovelo,
Dia hiofo ho fifaliana..!
--------
Rohy:
1671 0
Hevitra mandeha
andrinaivopaul2016 ( 19/03/2017 16:06)
cheer up my friend
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANDRIANAIVO PAUL
Nampiditra : andrinaivopaul2016
Daty : 19/03/2017 15:58
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101