Feno hasina (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy mba nataoko anarampaona.Na hanesoana anao.Na hanalana andro. Na handanimpotoana

Tsy mba kilalao. Fa tena tiako ,tiako ianao rahavako. Tsy aiko aiko atao ankilabao.Ka hanafenako ny fitiavana

Babonao tanteraka aho.Potika sy toro . Matokia fa tsy mba hiova loko. Tia anao doria
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
759 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : Rantsanaambodiala
Daty : 23/05/2018 16:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145