Fo mitia (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Moa ka fahadisoko.Zay mba babo taminao.Moa ve nihaniko. Ny potika hatrizao.

Ny hetahetatsaiko dia tsy hitia na oviana ovina.Indrisy anefa moa malala.Fa nampitondra ahy fahorina.


Ekeko aloha hatreto, fa tsy mendrika ho ahy ianao. Zaho lay ho mpanabe. Nasaina hitaiza anao.


Izaho ilay nandrandraina.Hamolavola anao ho tonga olombanina.Eto indray anefa.Toa zaho mamily anao ndeha sarotra fantarina.


Menatra aho mahita,ny adalana vitako
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1087 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : rantsanaambodiala
Daty : 22/08/2018 07:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137