Voady (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa nekenao ry foko.Izay hitia anazy.Dia ekeo ihany koa ry saiko.Izay hanaja azy

Fa tany mantsy izay . Nifampilokaloka. Dia avy eo ve tsy hita indray. Izay mifampihondana

Notolorana fitia izy. Ka tolory voninkazo koa. Tianao mafy izy . Ka hajao koa ny safidy


Ny foko no hafarako. Mba hilaza zany. Mba tsy hanenenany. Mba tsy hitomany


Very mantsy ianao raha toa hilaozany
MIRANTO
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1020 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : Rantsanaambodiala
Daty : 23/05/2018 17:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849