Fond d'ecran (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Adala ve ny foko . Mitepo sy maniry anao. Miseto mitomany , mitoloko. Raha tsy eo anilanao.

Adala ve ny tenako. Raha toa mitia anao. Tsaroako ho banga mantsy ny fiainako. Vao tsy mahita anao.

Feno laotra anao ny foko. Feno ny endrikao ny saiko. Ny anaranao no hany mba vetsoko. Mandrampa alina mangina !!!

Maro ny olona manenjika ahy. Maro ny manao ho fihomezana. Ny sarinao nataoko fond d ecran . Aza hiangaviko hasinao famerenana

Alahady 29 Avril 2018
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
931 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : Rantsanaambodiala
Daty : 03/05/2018 11:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135