Alahelo (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa nahoana ianao ry tany.No mihoby sady mikorana.Moa mbola tsy tsapanao ihany.Fa ny foko ane ao anaty fitsapana.

Moa tsy fantatrao ihany koa.Fa nitomany aho omaly hariva.Nitady aretim-po.Nigogogoko t@ feo somary iva.

Fa lavitra ahy lay tiako.Sady tokan'ny fitiavako.Lay faniriko.Lay voalohampitiavako

Nantenaina
--------
Rohy:
917 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : Rantsanaambodiala
Daty : 28/10/2018 15:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747