IZY ILAY FITIAVANA (ANJARA7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZY ILAY FITIAVANA
Fitiavana iray,fitiavana tokoa
Ilay fitia madio ,tsy voatery ho an'olondroa
Ftia iray tsy manampetra na voasanda volabe
Moa mba fantatrao vare lay fitia agape?
Fitia iray nanaiky ho lavo,
Nahafoy ny tontolo
Fa nohosena ho mavomavo
Filay fitia tsy ho bobongolo

Fitia iray nanetry tena
Saingy hitondra fandresena,
Ka katsaho sy irio
Ndeha arao ka fidio

Raha mifoha ny maraina
Dia ny lanitra andrandraina
K'ilay masoandro omeny anao
Io lay fitiavany ka derao

Raha mamely ny devoly
Ka mandroso manangoly
Dia lay fitiavana madio
Hiaro anao tsy ho voly
Eny Raiko raha izaho,dia mivoady aminao
Fa ahahtsiaro lalandava fa fitiavana ianao
N'inoninona midona na ny lanitra ho manga
Ilay fitiavanao ahy dia hinoako fa tsy banga
--------
Rohy:
Sokajy : Fiderana
9189 1
Mpakafy: ANJARA7
Hevitra mandeha
oliviah ( 22/08/2009 11:30)
efa meti akifa tohizo a
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANJARA7
Nampiditra : ANJARA7
Daty : 05/07/2009 13:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149