ILAY FOTOANA (endrika01)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ILAY FOTOANA!




Tiko foana ,
Tsy ho lefy
Ilay fotoana,
Ka ho tomefy
Ny fitia,
Ny androntsika roa
Mandrakizay doria(...)
--------
Rohy:
2160 1
Hevitra mandeha
Mysento ( 02/08/2009 13:59)
ka io,tsy maitsy lefy.
endrika01 ( 08/08/2009 06:07)
Ny faharetany fitiavana no tiako ho lazaina :D
ANJARA7 ( 08/08/2009 11:57)
lay fotoana ho lefy fa ny fitiavantsika roa tsy ho resy!
endrika01 ( 08/08/2009 17:18)
Saotra akia ANJARA7 a! Tena marina,hi hi hi
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : endrika01
Nampiditra : endrika01
Daty : 02/08/2009 11:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0255