You are here: home > Vetso

ILAY TOERANA - endrika01

Azo vakiana?

     ILAY TOERANA


Mitamberina niserana
Tampoka tsy nahy
Teo amin'lay toerana
Ny vetso ny fanahy


Toa nihomehyirery
Izaho nandalo teo
Eh,tena nanirery
Niandrandra ilay feo


'Zay tao an-tsaiko tao
Tsy ho ambarako aminy
Ny visavisako ao
Mba hety hisy maminy


Hovaiko ny famindra
Zay mety hahasolafaka
Ka ho lafatra indrindra
Lay elatra efa tapaka


     ilay toera-mamy
     natao ifampiandrasana

Sokajy : Fahatsiarovana

Hevitra mandeha

maeva74 (10/04/2009 17:10:46)

Mahay manoratra ianao ka de faly ny mpamaky tsara ka, misy mpanoratra koa ato fantatrao" mahefa72"

endrika01 (13/04/2009 12:35:43)

misaotra ry maeva74 a,mahefa72 ,tsy mbola fantatro,fa ho fantatro miandalana eny ihany