ATAOKO AHOANA ? (fanasina7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ataoko ahoana e no hanadino
Na dia iray segondra monja
Ny soa rehetra vitanao ?
Ataoko ahoana koa no fino
Fa ity foko efa voafonja
Ao anatin’ny fonao
Dia mbola hanindao ?

Tsia, hoy aho…sanatria !
Ity foko ity…hitia :
…hitia anao doria !
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
655 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139