AZAFADY A!!!!! (fanasina7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Azafady a !

Vita ve ny sitrapo vao hoe hitodi-doha?
Efa be ny zava-bita ‘zay nitondranao kitra,
Vao hoe ndao hifamerina isika?

Azafady a!
Mivoaha izato trano, ndao fa tsofin-drano
Tongava taiza izato izy, tezao tsara ny ankizy
Tsy mandatsa sanatria, fa ny tody anie tsy misy
Fa ny atao no miverina, ka tsakoy raha misy nenina !

Azafady a!
Tsy hoe ratsy loha, na mafy fo,
Fa mba manana hambom-po !

Azafady a!

062708102210F7
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
989 1
Mpakafy: yhardina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152