HITIA ANAO (fanasina7)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny hitia anao tokoa
No voadiko mangina
Nambarako an’I Jesoa !

Ka na zovy no hanakiana,
Dia efa voasokitra ato am-po
Ny Fianianana sy dina !

Ny hizara hasambarana,
Tsy hijerena hasasarana
No finiavana ato anaty.

Hanolotra ny foko ho sorona,
Tsy mba hatahorako olona :
F’hitia anao mandra-maty !

fanasina7
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1261 0
Hevitra mandeha
lalaiina ( 26/11/2012 06:09)
Zany ka tena fitiavana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011