Mianara... (Fiaritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mianara , mikaroha
fa betsaka ny mahasoa
manana koa fahazotoana
hialana amin ny hakamoana

mianara raha mbola afaka
tohizo foana fa aza tapaka
io no lova tsara indrindra
hitsinjovana ny ampitso

mianara dia mba fetsy
aza dia manaiky ho resy
manana tanjona sahady
mba hiatrehana ny ho avy

mianara , mifalia
ka ho tafita anie ny dia
tsy mora izao ny manana asa
raha tsy mifofotra miasa
--------
Rohy:
1031 1
Mpakafy: Arimalala
Hevitra mandeha
andriary ( 08/04/2005 15:44)
miaotra fa hevim-pahendrena izany yr fiharitiana!
fiaritiana ( 27/04/2005 16:12)
misaotra betsaka an
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146