You are here: home > Vetso

St valentin - Fiaritiana

Azo vakiana?

ITY RAOZY TOKANA  
ATOLOTRO ANAO
NATOKAKO MANOKANA
AMIN IZAO ANDRO FETY IZAO

OMEKO KOA NY FOKO
RAHA TOA KA SITRAKAO
OMEKO KA HO AFOIKO
RAHA MBOLA HO ANAO

ENGA ANIE ITY ANDRO ITY
HITONDRA HATRANY FIFALIANA
ARY HAMPITOMBO ILAY FITIA
SY NY VOADIN NY FANAMBADIANA

Hevitra mandeha

ralhix (14/02/2005 17:00:31)

Mba haneho hevitra kely.

Hisaorana aloha ianao naneho ny haingam-panahinao.
Ny soson-kevitra mba homeko anao
tsy hoe izaho no mpitsara malaza fa ny hitako indro kely dia sady fohy ilay izy no toa ny ntsianjery ; nefa na dia izany aza dia mahereza hatrany

Hametraka hevitra

Midira aloha