Tsy fanahy iniako (Fiaritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha toa ianao maheno
dia mba henoy kely izao
fa ty foko tena feno
dia tsy sahy niteny anao
efa mafy loatra izao
angamba efa tsy anjara
ny mifanalavitra aminao
aleo faranana fa tsy tsara
eny sarotra zakaina
nefa tsy hay ny mbola ho avy
ataoko ahoana sombiniaina
tsy fanahy iniako anie ny handrava
tsy sitrapoko koa ny handao
fa nohon ny zava misy ihany
izay eo amintsika sy ianao
--------
Rohy:
1112 1
Mpakafy: Arimalala
Hevitra mandeha
nirina02 ( 07/04/2005 09:39)
mahafinaritra ahy daholo ny tonokalondry izany

fiaritiana ( 18/11/2005 18:23)
eeeee!indrisy mantsy..........
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0167