You are here: home > Vetso

ANJARATIANA - Fidy Art Niaina

Anjara sy lahatra ny fanambadiana
Fa tsy teren-ko masaka toa voalobo-jaza
Ny olona dia manana ny tia sy ny tiana
Ny tsirairay dia mahazo sahaza

Misy ny tiana nefa tsy anjara
Amin'izay ianao dia mety hahatsiaro fijaliana
Nefa ny ainao no amboary tsara
Fa mbola ho avy any ilay ANJARATIANA

Fidy Art Niaina in Vetso I

Hametraka hevitra

Midira aloha