You are here: home > Vetso

ANJELY - Fidy Art Niaina

Tena manja leitsy raha izany sipa izany
Ireny angamba ilay "Anjely latsaka an-tany"
Oay! Izany ve moa tsy devoly
Loza! aiza no misy Baiboly?

Fidy Art Niaina

Hametraka hevitra

Midira aloha