You are here: home > Vetso

TSISY INTSONY - Fidy Art Niaina

Azo vakiana?

Tena nisy akia lehilahy tokampo
Tsy naditra fa nanaja anao tokoa
Saingy, indrisy, tsisy intsony izany izao
Vokatry ny hadalana nataonao

Tena nisy teto tia ka dia nihafy
Na dia maro mpaniry aza, tsy mba nampirafy
Ankehitriny tsisy intsony izany
Mahatantesa fa vokatry ny hadalanao ihany

FIDY ART NIAINA

Hametraka hevitra

Midira aloha