NY OLONA HENDRY (Fredy Jaofera)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY OLONA HENDRY





Ny olona hendry
dia mahalala
ny zava-tsy fantany
fa tsy mikendry
ny hanadala
rehefa tsy takany.





Fredy JAOFRA
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/fredy-jaofera/ny-olona-hendry
256 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 03/12/2022 13:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2213