You are here: home > Vetso

Ny tokantrano - havotraniaina

Azo vakiana?

     Ny tokantrano


Ny tokantranonitsika (nareo roa),
no toin'ny voninkazo,
natao ho koloina,
mba tsy halazo.


Ny tokantranontsika (nareo roa),
no seha-pisedrana,
fijaliana,fihafiana,
hiandrandram-pitokiana.



Ny tokantranontsika (nareo roa),
no tsy manam-paharoa,
haharitra tokoa,
ny dinantsika (nareo) roa.




Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina