Fitia madio (honenantsoa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fo madio tsisy tomikaLavorary ho anao irery
Ny fitiavana anao miavosa!
Zary tombo- kavatsa tsy ho voakosoka
Hany mba fehin'ireo teny,fehim-bonikazoko
Hafoiko ho anao ny aiko.... ka na
Izao tontolo izao tsy harefy ilay fitiavako ao
Toky tsy fitaka tsy mba fintana
Tsy fandrebirebena na fandrekirekena
tena hitia sy hanaja anao foana
Izay ilay hambeti- teny
: Honenantsoa
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
Riambetso - honenantsoa
