Voady (honenantsoa)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fitiavako anao anie
Ry malala! Tsy faniriana
Sesilany fa hampiakatra
Anao ho andefimandry
Fitiavana mahari- po
Ka ny fitia tsy ho lo
Na ho lefiny fotoana
Fa hanjohy eo foana
Fitiavana tsy makandala
Tsy miova loko toy tana
Fa izay tena tia no tokam-po
Tsy handrarak'ilo mby an-doha
Fitiavana marina sy madio
Tsy ho ravan'ireo tadio
Fa ny Tompo no nampiray
Hotahiany ny taranakao sy ahy

: Honenantsoa
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
190 1
Mpakafy: honenantsoa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : honenantsoa
Nampiditra : honenantsoa
Daty : 12/02/2024 19:03
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014