Ny fidongiako aminao (honenantsoa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fidongiako aminao Ray รด!Fitiavanao ahy tsy miova
Faniriana ho zanakao, mpandova
Hitandrina n'y didinao sy fanekena vaovao
MBA tsy ho adinonao fa tena adidinao
Ary tsy ho isan'ireo isainao heloka Aho
Ny fidongiako aminao jeso!
Fahasoavana ary famindra-po
Diovy ny fo ho madio tokoa
Tsy ho fahazarana na fahalemena
Ny fanompoako fa tena fanetre- tena
Ka Ilay finoako no lalana sy famonjena
Ny fidongiako aminao Fanahy!
Ianao no tondroatrikin'ny fanahiko
Koa monena hamasino hanam- pahendrena
Ampio tsy sodoka vola aman-karena
Na ho solafaka ny ditra ny tany anagegena
Mitomoera mba hananako fandresena.
: Honenantsoa
Janoary 2025
--------
Rohy:
Sokajy :
Vavaka
Mpakafy:
honenantsoa