Lalana (honenantsoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lalana nodiaviko
Feno zavona ka sarom-patarina
Diako nalama maina saron-dinganina
Fa tsy maintsy nizotra na maro ireo sakany
Ho tonga amin'ny tanjona tiana tratrarina
Ny Ray ao ambony nanoro nitondra namily
Indrindra fa ireny lavaka tsy hita firifiry
Soa fa nohitsiny
Izy fanilo sy hery nanohana
Efa nametraka ny kintana ho fahazavana
Firavahan'ny haizina ho ahy
Nahatofoka ireo fahavalo nikasa ny andavo ahy
Raha lalako tsy takatrin' ny faly manakiana
Ka andeha amin'ny heviny tiany
Lalan-tsarotra sy ny dezaka
Fahombiazako ny tanjoko tsy voatokana ho an'ny ireny

: honenantsoa
--------
Rohy:
Sokajy : Fiainana
57 1
Mpakafy: honenantsoa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : honenantsoa
Nampiditra : honenantsoa
Daty : 20/04/2024 07:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0779