NY FITIAVANA (IALY NOFY)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny FITIAVANA
Ny Fitiavana dia mampijaly
Nefa ihany koa mampitaraina .
Ka samy harary avokoa ....;
Na ny Fo na ny Saina .

Kanefa ahitana ny mamy
Sy ahitana fifaliana.
Feno tsiky satria anilan'ny tiana !
Ka manjary vatosoa izao rehetra izao .

Ny Fitiavana dia mampahia
Satria ahitana hirifiry
Ka lasa mampitomany ,
Ny mieritreritra an'izany .

Eo anila'ny tiana
No ahitana fahasambarana
Indraindray anefa mampitaraina ,
Ka lasa reraka ny saina .


Lyçée Nanisana IALY NOFY
--------
Lien:
121 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : IALY NOFY
Inséré par : SANAKERIB
Date : 03/05/2024 05:29
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142