RY TANORA (IALY NOFY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RY TANORA
Aza dia variana foana
Fa tsy fantatrao ny fotoana
Samy tsy mahafantatra ny hoavy ,
Na ny omaly na ny androany .

Indray andro any
Ho tonga saina ianao ?
Kanefa matokia fa ny Ray dia Ao ;
Dia ahatoky anao , satria izy tsy Mandao .

Raha ny fiainana no jerena
Indrisy mampahanonena
Ka izao anio izao ....,
Andao hiova , izaho sy ianao .



IALY NOFY . Lyçee Nnisana = 08.09.2023
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
125 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : IALY NOFY
Nampiditra : SANAKERIB
Daty : 02/05/2024 05:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138