You are here: home > Vetso

Akaiky ny fotoana - NY FANAMBY Nomenjanahary

Azo vakiana?

Lasa ny fotoana

Lasa ny fotoana
Mitempo ny secondra,izay mandroso ho minitra,
Eny fotoana fohy kely sisa

mitambatra ireny minitra ka indro fa lasa orana
Hatreto de mbola ianao ihany no ifotorana,

Ny ora maromaro no manome andro,eny andro maro no lasa volana
   Akaiky ny farany ka mbola enao rery ihany Ray ô no vahaolana

Kely sisa ny fotoana,
manomboka miseho ty ny hafatra
  Akaiky lay panafatra

Ray ô! Mamela anay
Fa panota izahay


Ray maniloana
Fa akaiky marina ny fotoana

(Ilay FANAMBY,akaiky ny fotoana.desambre 2020)

Sokajy : Fampaherezana, Vavaka