Aok'izay. (Ilay FANAMBY)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aok'izay ry fokoNy fitiavana tsy ho anjara
Eny,aok'izay fa..
zay nirinao de toa tantara
Aok'zay,tena aoka
Aza maniry itsony
Fa ny ahy ty, tsy hitony tsy akory
(Ny FANAMBY Nomenjanahary,aok'izay(fitia tsy tanteraka),26/02/23)
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana
Commentaires
Ilay FANAMBY
(
15/03/2025 13:07)
merci tamin'ny fanasivana feo eee
