You are here: home > Vetso

NOFY - izaac

Azo vakiana?

nanofy aho dray andro zay
hoe! lasa bandy tena milay
mandalo eny am niarabe
mitodikia daholo ny mpande

                 mandalo eny @ epicerie
                 jereko ny vidiny tonga d mercie
                 izao tsy mantany prix
                 fa tonga dia havokako lery

voa mandalo izany ah!
eny @ arabe
miaraka @solomasa
rebala gozabe

              gaga ireo sipa kely
              voa piako maso de very
              tsy miantso tsony ah
              fa tonga de ah

ny foha ao ni maraina
dia somary tonga saina
eto akaiky nitia zoridira
kai kai nofy ihany le izy

                           POOTY

Hevitra mandeha

kiriah (22/09/2010 19:18:48)

sao de mba avy nananika hazo ko aza nareo no nanoratra ty tonokalo ty, milay ka! otriny mitady hampivanitika zany lay hoe:" REBAN NGOZABE"

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : izaac


Nampiditra : emonate
Daty : 14/11/2009
Mpamangy : 1246
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

pivarotra
tabataba
tokisa
diso fiatefa
zany v le fitiavana
ROVA II
ROVA I
ambadika
2010
REDIREDY