Krismasy - JAO Anjara
Azo vakiana?
Amin'izao noely izao
No aniriako indrindra
Fiadanana maharitra
Ho an'ity tontolo ity
Mba ho noely fifaliana
Ho an'ny olona rehetra
Ho lavitra toloko
Tsy hisy hampisento
Noely fifankatiavana
Ho an'ny voary manontolo
Mba tsy hisy hifandrafy
Hifanao ambony sy ambany
Dia ho lafatra tokoa
Ny andro sisa hany
Fa manomboka hatreto
Malagasy iray,noely tena mamy.
Sokajy :
Aingam-panahy
Mombamomba
Mpanoratra : JAO Anjara
Nampiditra : JAOANJARADaty : 16/05/2015
Mpamangy : 2077
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tirôliro,voliroliro“Neny”
Ity noely ity
RAHA FITIA!
TAXI BE
Partout
Dimy taona
Fitia adaladala
Anatra
...Foana