Lasa (JAO Anjara)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa ianaoLasa ianao niala teto amiko
Lasa,niova nifindra lasy
Tsy fantatro hoe inona no vita ratsiko
Fa dia lasa ianao ,tena lasa
Dia indro tsaroako tampoka izany fahiny
Ilay nifampitony,niara-dia,nifampitantana
Toa nofy sisa ireny ankehitriny
Satria lasa ianao,nanary ity namana
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana