You are here: home > Vetso

Noely - JAO Anjara

Azo vakiana?

Izao fotoana izao,ity noely ity
Andro sy ora volamena hoan'izao tontolo izao
Ho sambatra sy faly anivon'ny fitia
Ka aniriako anao ahita ny ahasoa
Sy ho lavitra tomany dia hiriaria
Ary mba hitondra fiadanana sy tokantrano soa.

Sokajy : Fiderana

Mombamomba

Mpanoratra : JAO Anjara

Nampiditra : JAOANJARA
Daty : 16/05/2015
Mpamangy : 1111
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Tirôliro,voliroliro
“Neny”
Ity noely ity
RAHA FITIA!
TAXI BE
Partout
Dimy taona
Fitia adaladala
Anatra
...Foana