Sambatra (JAO Anjara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sambatra
Sambatra aho eo anilanao
Midongy masiaka mihanta aminao
Mikiry maditra adala anao
Ka sambatra aho fa tia anao

Sambatra aho eo anilanao
Bedy voaaro eo an-tànanao
Mamela sarotiny rotsianao
Ka sambatra aho fa tia anao

Sambatra aho eo anilanao
Tretrika ravo raha toy izao
Tsisy tomika eo akaikinao
Ka sambatra aho fa tia anao

Ka raha sambatra aho,mba sambatra ianao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1159 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : JAO Anjara
Nampiditra : JAOANJARA
Daty : 08/05/2015 10:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139