ATSY ANANONA ATSY - KIRIAH
ATSY ...
Ny foko anie malala ka mitady hisary adala
Atsy ananonanona atsy
Ny saiko anie ry tiako mba noezahako tsindriko
Tsy ho atsy ananonanona atsy
Kanefa anie lalaiko toa tsy mety, toa voabaiko
Ho atsy ananonanona atsy
Raha izao no mitohy dia ho hadinoko ilay dina
Kôzy zany !!! .......... atsy ho atsy.
KIRIAH
Mombamomba
Mpanoratra : KIRIAH

Nampiditra : kopp
Daty : 06/06/2016
Mpamangy : 1397
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Sekoly ambonyMIOMBON' ANTSA
VOASORATRA
HISY AHY
HIRAN' ny KINTANA
SAMBON'ADY
IZAHO sa IZY ?
NGAHY LE MAIRE Ö !!!
2 MINITRA sy 31 SEGAONDRA
TIAKO