You are here: home > Vetso

Andro alatsinainy - lain's rakoto

Azo vakiana?

Andro iray tsy foiko
Fotoana iray tena mamiko
Andro niavaka tamiko
Tamiko sy taminao
Fotoana tsika roa
Fahasambaranana tokoa
Fotoana tena lafatra
Andro iray tena fatratra
Andro iray mlay
Fotoana niarahanay
Nifampizara hamamiana
Hafaliana
Fahasambarana
Fotoana tena kanto
Tsongotsongo safosafo
Ny orokoa tsy nalafo

Hametraka hevitra

Midira aloha