Ho Anao! (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho Anao Rahalahy
Ho Anao Ranabavy
Raha Tafita Ianao
Tafita Indray Andro Any
Mba Jereo Ireo Ambany
Tolory Tanana Ny Mijaly
Aza Manambanimbany
Omeo Azy Zay Foinao
Aza Avela Izy Hitalao
Avana Mba Mitaraina
Aza Andrasana Rahampitso Maraina
Ndrao Handaozanao Ny Ainy
--------
Rohy:
916 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : NAJE
Daty : 09/12/2016 09:44
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154