Malalako (lain's rakoto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ManambarambaraMilazalalaza
Ny Eritreritra
Fa Lasalasa
Any Alavidavitra Any
Mampanembonembona
Mahatorovandrovana
Ny Vatantenako
Ny Fisaintsainako
Ny Fanembonembona Azy
Any Alavidavitra Any
Mampikipiki Ny Maso
Hanofinofy Azy
--------
Rohy: