You are here: home > Vetso

mbola tsy hay - lain's rakoto

Azo vakiana?

androany aloha
mafinaritra tokoa
ny fiarahantsika roa
indrindra ny alahady
nifanaovana voady
izay tsy azon-tsika roa kosehina
ny alahady mamintsika
tsy avelan_tsika hangatsiaka
ny ho avy mbola tsy hay
hoe anao akory izy izay
mbola tsy hay