You are here: home > Vetso

Ny ao - lain's rakoto

Azo vakiana?

Raha tsapanao
Fantatrao ny ao anatiko ao
Raha hitanao la tazanao
Tsy teny fotsiny ihany
Na koa bitsikin'ny fony
Dia tsy Ho nofy ihany IZANY
Aleoko aloha angina
Tsy ilaza akory
Na an-teny na an-tsaina.
Aleo mangina hatrany