Tsy Angina! (lain's rakoto)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na Maro Ny Tabataba
Ny Heritreriny Tsy Mba Zaza
N'iza N'iza Hivazavaza

Ny Momba Azy Efa Mazava
Na Ko Izy Miradarada
Kalokalo mbola Bada

Tsy Angina Na Tsisy Dada
Aleo Izy Mba Hirada
Tsy Hiteny Mangina
Aza Mametram-panontaniana
Hajao Tsara Ny Olon-tiana
--------
Rohy:
895 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lain's rakoto
Nampiditra : Naje
Daty : 23/11/2016 15:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143