lany (lamour)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
lany teo ny soa
ritra teo ny tsara
ny ravina efa maina
ny tany karakaina
tsisy azo ambara
f'izy niova fo..

lany teo ny fy
ritra 'zay efa tao
ny faka efa niala
ka rava teo ny ala
tsisy azo atao
efa niova ny fitia..

lamour.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1065 0
Hevitra mandeha
mangidy ( 21/11/2008 15:55)
hummm de any ankafa njay mamboly e!
mahereza
katiaa ( 22/11/2008 06:37)
d lazao we izy no vou mafy fa tsy hahita otranao ee; faza marary fo @ zany.

courazy fona ee
:-)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : lamour
Nampiditra : litamour
Daty : 21/11/2008 10:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137