Feno - Ny Ami
Azo vakiana?
Feno!
Feno hono ny any anatiny
Ary ampoka fitia
Fa ireo alahelo izay tsy tantiny
Nisinda ho doria
Meva......,meva ny andrompiainany
F'ireo izay nitarainany
Efa tonga fanamperam-pahasambarana
Ampoka fiadanana
Efa indreo ny sariny nataony niariary
Navoakany an-diary
Mba hampibaribary ny porofon'ilay tiana
Hanehoany hafaliana!
Feno....Eny tena lafatra
fa tafitany ilay hafatra
Nitambatra izy izao
Fa izaho kosa.......? Nataony an-kilabao
veloma.......
Mandrampihaona!
Ny Ami
Sokajy :
Ady, Ahiahy, ahy, Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, Fahantrana, Fahatsiarovana, Fampaherezana, fananarana, fanantenana, fiainana, Fianakaviana, Fiaraha-monina, Fifaliana, Fiononana, Fisarahana, Fitiavana, Hambom-po, Hanina, Hatsikana, Malalaka, manokana, Namana, rindra, sitraka sy setriny, tantara, tsara, Vavaka, vazivazy
Mombamomba
Mpanoratra : Ny Ami

Nampiditra : NYAMI
Daty : 28/07/2015
Mpamangy : 1504
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY SARINAOMILA
NIOVA TONTOLO
S A B O T S Y M A I N T Y.
Madagasikara
Malagasy....
zo.........
Ho an'ny Gasikara
Mialatsiny
T a p a k a!