Eritreritra mandalo (RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny foko,hono,manam-pitia sesehena
Izay ho havako koa va re mba ho torak'izany?
Ny tanjam-pitiavako,hono,tsy mety hihena
Izay ho malalako kosa?tsy ataoko ambany!
Ny R.T.M
--------
Rohy:
784 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113