You are here: home > Vetso

Rehefa miainga anie izany - RAKOTOMALALA Tanjona Mandimbison

Azo vakiana?

Rehefa miainga anie izany fanahy,
Avy hatrany dia tsy maintsy manoratra!
Raiso izany penina aza asiana ahiahy...
F'efa andevoizin'izato soratra

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha