You are here: home > Vetso

mety aho - Nyaritra

Azo vakiana?



      mety aho...
eny mety aho hameno indray
ilay fitiavana efa ritrany
dia aoka ianao hihaiky
fa tombony ho anao
ny korana izay tsy vitany
dia hotohizantsika
fitia safononoka ny enintsika anio
ka ny lasa izay honerana
no rano mpanadio

Sokajy : Fampaherezana

Mombamomba

Mpanoratra : Nyaritra

Nampiditra : Nyaritra
Daty : 17/04/2008
Mpamangy : 781
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Roa mira iray
talaho
Asa ianao iny
ianao
Tsy misy tia ireny
tiako raha...