You are here: home > Vetso

halako - Rado

Azo vakiana?

halako indrindra ny fahafatesana
tsy nampandrosoina nefa dia tonga
tsy mba mandefa izay fampandrenesana
maka tsy miera tsy mahalala fomba

Sokajy : Alahelo, Fahafatesana

Hevitra mandeha

heriy (18/07/2016 05:05:50)

tiko avokoa ny tonokalo rado

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rado


Nampiditra : heriy
Daty : 18/07/2016
Mpamangy : 16219
Mankafy : 5

Tononkalo hafa

Tanjona
Ny poeta
INAY
TOPIMASO
RAY Ô!
Angamba
VOROMANGA
Mpangalatra
SEPTAMBRA
SATRIKO HOLAZAINA ANAO