Raha mbola misy (Rado)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy afaka miseho eto amin'ny takelaka io tononkalo io fa nosakanan'ny tompon-jo. Toa izao ny fanazavana:
Noho ny fangatahan'ny zafikelin'i Rado (M. Sambatra) izay tompon'ny zon'ny mpamorona dia nesorina tato avokoa ny tononkalon'i Rado. Ialana tsiny amintsika mpakafy fa tsy tompony isika fa mpindrana.
Raha hijery mpanoratra hafa mety mahaliana dia Jereo eto
--------
Rohy:
Sokajy :
Fifaliana
Mpakafy:
Cup - mialiii - RAZAFIMAHANDRY fetra - christian57 - Ravelomanantsoa - hugoross98 - Aro-Zo - rfanomezantoky - haraldtohaina - rrandriasamuel - Masoandroko - zoana15 - rajaona - ikaretsaka - booboo - zakilinina - kabatritra - herimiampita - moicoquillage - Kehn
Hevitra mandeha

hery
(
07/10/2003 09:28)
Raha mbola misy tsiky
Azonao a-tsiky
tsiky dia ampy
Azonao a-tsiky
tsiky dia ampy

kinaoly
(
24/12/2003 22:39)
Ny tsiky toy ny masoandro, manafana izay mahay mandray azy.

pilokely
(
25/01/2004 09:20)
ny tsiky? zavtra kely, tsy de sarotra atao kanefa mitondra hery lehibe ho an'ny hafa ary ho anao ihany koa! mazotoa ary mizara tsiky!

ari.malala
(
10/06/2004 09:04)
Ny tsiky ve? mahasambatra izay mandray azy, tsy mampahantra izay manome nefa koa tsy mampanan-karena ziay mandray fa mitondra fifaliana. Manome hery izay reraka...

crrlanto
(
02/12/2004 05:32)
ny tsikinao ry tiana
mitondra
mitondra

herimiampita
(
26/05/2006 06:56)
Tsara ity tononkalon-dRado ity fa vao mainka mampanembona rehefa arahin'ny feon-kiran'i Bessa....Mahalasa ny vinany eh! efa ririnina moa izao eto Madagasikara ka asa izay tsy ho lasa an'embona raha mikalo ity ...

Imam3
(
11/02/2015 13:47)
Nahoana marina moa no tsy hitsiky???

katrynah
(
27/12/2019 11:38)
Le sourire coute moin cher que l electricité mais donne bcp de lumiere