You are here: home > Vetso

Tsy Sahy - Rafa

Tsy Sahy

Nahatsapa aho taty aoriana fa kay izy ihany
izy ihany no mba tiako hiaraka hihanihany
Hifampizarako ireo tomany sy alahelo
Sy mba hihaino ny foko mitoreo

Te hiantso azy aho fa tsy sahy
Matahotra aho sao ho laviny ka angahiahy
Ny hany ataoko dia mandefa someso
Fampatsiahivana azy fa izaho mbola eto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rafa

Nampiditra : napou
Daty : 04/09/2015
Mpamangy : 851
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Fitia mamerovero
NENY
Nenina
Mpinamana (Havana raha misy patsa)
Fisaorana
Ilay tiako
Hatraiza
Voadona
Indray mi-pia
Ketrika